lundi 18 avril 2016

Vaovao, ilay site io

Mbola tsy voaray foana ny fanapahan-kevitra mikasika ny site vaovao noho ny fisalasalana eo amin'nyfitaovana hampiasaina. Misalasala aho na:

  1. Hampiasa ny CI-CMS izay efa misy azy amin'izao fotoana izao ihany. Ny CI-CMS moa dia fitaovana izay namboariko ho fanamboarana site. Ny olana dia tsy maintsy havaozina io CI-CMS io raha toa ka tiana hahatafavoaka ny zavatra eritreretiko. Ny tombony izany dia mba vita avy hatrany ilay fitaovana ary azo ampiasaina amin'ny sites hafa. Ny olana fotsiny dia mila fotoana lavalava izany.
  2. Hampiasa Drupal izay efa haiko tsara. Mora ampiasain'ny rehetra avy hatrany ary tsy dia sarotra sy tsy mila fotoana betsaka ny migration. Ny olana fotsiny dia tsapako hoe miadana kokoa ny site vita amin'ny drupal... miadana loatra mihitsy aza indraindray.

Dia inona no atao?

Ok. Mieritreritra lollll

Ok. Atao aloha ny option 2 (Drupal), dia avy eo transferer-na any am serveur manokana dia ho hita eo ny hafainganany. Raha tsy mety dia miditra amin'ny option 1 (grrr)...

8 commentaires:

  1. I want to say some words about this topic. I now believe vegetarianism is not related to one`s palate or one`s concern for animals, it is entirely connected to one`s psychological state! The article is very exciting!

    RépondreSupprimer
  2. Synchronizing setting in windows 10 is very useful by this process you can recover your setting and online drive data in your computer by logging in with my microsoft account if you want to learn more to sync setting then visit our homepage sync settings in windows 10 to learn more.

    RépondreSupprimer
  3. Un moyen de communication ana et anonyme anonyme. C'est un moyen usé et amusant pour quelqu'un.

    RépondreSupprimer
  4. It's easy to use every day, and migration is not very complex and does not take much time, I was convinced of it myself.

    RépondreSupprimer
  5. That is always great to have someone to get the things like that. I am pleased to have it at hand.

    RépondreSupprimer
  6. Once the first three days of the sugar detox are completed, you can add an apple. "There is no one person who wouldn't benefit by eliminating added sugars from their diets," Lustig said. If you've read about the latest wellness trends, you may have entertained the idea of a diet detox.

    https://www.offerplox.com/apple-keto-gummies-au/

    https://www.offerplox.com/regal-keto-reviews/
    https://www.offerplox.com/prostastream-reviews/
    https://www.offerplox.com/essential-cbd-extract-gummies/
    https://www.supplementz.org/trim-life-keto/
    https://www.supplementz.org/keoni-cbd-gummies/
    https://www.supplementz.org/ultra-proven/
    https://www.supplementz.org/exipure-reviews/

    RépondreSupprimer

Laissez votre message ici.