- Hampiasa ny CI-CMS izay efa misy azy amin'izao fotoana izao ihany. Ny CI-CMS moa dia fitaovana izay namboariko ho fanamboarana site. Ny olana dia tsy maintsy havaozina io CI-CMS io raha toa ka tiana hahatafavoaka ny zavatra eritreretiko. Ny tombony izany dia mba vita avy hatrany ilay fitaovana ary azo ampiasaina amin'ny sites hafa. Ny olana fotsiny dia mila fotoana lavalava izany.
- Hampiasa Drupal izay efa haiko tsara. Mora ampiasain'ny rehetra avy hatrany ary tsy dia sarotra sy tsy mila fotoana betsaka ny migration. Ny olana fotsiny dia tsapako hoe miadana kokoa ny site vita amin'ny drupal... miadana loatra mihitsy aza indraindray.
Dia inona no atao?
Ok. Mieritreritra lollll
Ok. Atao aloha ny option 2 (Drupal), dia avy eo transferer-na any am serveur manokana dia ho hita eo ny hafainganany. Raha tsy mety dia miditra amin'ny option 1 (grrr)...