Affichage des articles dont le libellé est Juin 2009. Afficher tous les articles
Affichage des articles dont le libellé est Juin 2009. Afficher tous les articles

vendredi 19 juin 2009

27 juin 2009 Hantatiana Toulouse

04 ora tolakandro: 'ndao hiara-hamantatra ny KOLONTSAINA MALAGASY
(asa-tànana sy lalao: fanorona, katro, tso-bato ...)
07 ora 30 hariva: fetim-piderana miaraka amin'i HANTATIANA
(PAF: lehibe 10 €, Ankizy 6 - 12 taona: 6 €)
09 ora 30 alina : Famaranana lalao Arendrina


16h00 : Clin d'oeil haut en couleur sur la CULTURE MALGACHE
(jeux, exposition,...... animés par les tily)
19h30 : Concert de louange et de joie avec HANTATIANA
(PAF: Adulte 10€, Enfant (6 à 12 ans) 6€
21h30: "Lumière Malgache" ARENDRINA


Vente et dégustation de spécialités Malgaches
Contacts: 06 03 53 80 96 / 05 62 26 09 23 / 06 09 38 11 76





26 juin 2009 : La plus grande fete de l'independance Malgache

mardi 16 juin 2009

26 juin 2009 journée Porte ouverte



26 juin 2009 Fete de l'independance malgache

Ry Tanindrazanay malala ô
Ry Madagasikara soa.
Ny fitiavanay anao tsy miala,
Fa ho anao ho anao doria tokoa

Tahionao ry Zanahary
'Ty Nosindrazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He sambatra tokoa izahay

Ry Tanindrazanay malala ô
Irinay mba hanompoana anao
Ny tena sy fo fanahy anananay
'zay sarobidy sy mendrika tokoa

Tahionao ry Zanahary
'Ty Nosindrazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He sambatra tokoa izahay

Ry Tanindrazanay malala ô
Irinay mba hitahiana anao
Ilay Nahary izao tontolo izao
No fototra ijoroan'ny satanao

Tahionao ry Zanahary
'Ty Nosindrazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He sambatra tokoa izahay

20 Juin 2009 Gasikaranay Tahio

Libellés