samedi 3 octobre 2009

Soirée 31 Octobre à Artigues pres de Bordeaux



ENFANTS moins de 12 ans : DEUX €UROS (2 €)

FAFA : Chanteur à la voix mythique de Mahaleo, il mène une carrière solo à travers d’autres Groupes dont le très apprécié Feo GaSy.

PARANY : Bassiste et guitariste à ses heures retrouvées, il aime à s’entourer de personnes qui ont quelques choses à dire. Pour la sortie de son prochain CD prévu pour début d’année, il a fait appel à Ange et Fafa pour exprimer ses mots et ses mélodies. Soyez curieux.

JONNY R’AFA (prononcer "Raf") : Chanteur auteur-compositeur de chansons qui font désormais partie des classiques malgaches, aussi chantées par des grands noms de la musique malgache: "Rabodoniarivo, Ravorombazaha, Retsiana". Il est aussi le sculpteur malgache (buste du poète J.J.Rabearivelo- 1987) connu en Europe et à Madagascar.

ANGE : Un essai que je chante avec enthousiasme.

FALY : Organisateur d’un jour avec ses amis- TSELONINA 2004 à FLOIRAC (BORDEAUX)

5 commentaires:

  1. REhefa vita Bordeaux, ny tanjonay dia handeha Toulouse, Marseille, Lyon, Grenoble, Paris, Nancy.
    Manantena hamangy ny rehetra izahay.

    Mandra-pihaona vetivety ary ô!!
    jonny R'afa

    RépondreSupprimer
  2. Tiako marihana eto noho ny maha mpanentanentana anahy, dia ho lazaiko eto izay fantako momban'ireto olo manga itsika ireto:
    PARANY sy FAFA dia efa ela tokoa no tafaraka sy namana ary niara nilalao, mandrak'ity ny androany efa fotsy ny volo dia mbola nitazona maha mpinamana an'azy foana izy miralahy.

    PARANY sy JONNY dia torak'izany efa kely ireo no tafiaraka, niara nitendry tao BESARETY (fanaka Malagasy, t@ taona 1970) tao no fiodona n'ireo artista sy ireo mpanantaleta, ary be dia be tokoa no niserana tao...

    Raha ny momban'I PARANY dia nanana groupes atao hoe LOTA izy t@ taona 1970, niaraka t@ izany dia JAGGER izay fantatr'itsiaka @ ny anarana hoe TSELONINA ary YVES; Ireo groupes izay atao hoe LOTA no nanomboan'ny CLIP GASY voalohany tao MADAGASCAR.
    Voatery tsy maintsy nisaraka izy telo lahy satria lasa tety an-dafy PARANY sy YVES t@ taona 1980 nanoy ny fianarana, dia lasa irery ingahy ZAGGER ka izay no nahatonga azy hoe TSELONINA.

    I ANGE kely kosa dia tao GRENOBLE nanao ny fianarana dia rehefa weekend izy no mianatra mozika miaraka @ PARANY , izy dia liana t@io.
    2004 kosa izy nanao concours de chant t@ "Foire International de GRENOBLE" dia lany "finaliste".

    MISAOTRA

    RépondreSupprimer
  3. PARANY, FAFA, JHONY, ANGE

    MANDALOVA ATY MONTPELLIER

    MIANDRY ANAREO NY REHETRA

    RépondreSupprimer
  4. Misaotra any rehetra izay nanatrika ny fety teto bordeaux sy ireo izay nampandre noho ny antony samy hafa tsy nafahana fahatongavana.

    Nahafinaritra hafa-po ny tenanay mpikarakara noho ny fahatongavanareo.

    Misaotra tompôko

    FALY

    RépondreSupprimer
  5. This is a very significant blog. Thanks for sharing your thoughts. Keep up the good job in posting very good topics.

    RépondreSupprimer

Laissez votre message ici.