lundi 20 juillet 2009

Tiana de La Reunion

Soirée Malagasy Mafana Style
avec Tiana à Paris
le vendredi 18 septembre 2009
à Move Mada
La Boite de Nuit Malagasy à Paris
Ouverture des portes à 22.00
Participation 15 euros : une conso offerte
Tenue correcte

12 commentaires:

  1. mbola handalo eto Bordeaux ve izy sa dia Paris ihany?

    RépondreSupprimer
  2. Eto Paris ihany izy no manao concert ary io ihany ny concert ataony aty France e ...

    RépondreSupprimer
  3. io boite n'afokasoka kely io ve dia ho tafiditra ny fan fa nareo ko zany manaonao foana tssss!

    RépondreSupprimer
  4. Faly miarahaba antsika rehetra . Ela izay tsy nihaonana t@ fianakaviam-be gasy izay ka faly aho hiaraka handihy aminareo . Hafa foana ny "ambiance" raha mozika tena gasy no lalaovina , avy nanao fampisehoana tany Maurice sy Rodrigue aho , nisolo tena an'i Madagasikara t@ ilay fampisehoana "FAM DAN ZIL" fa ny antsika no nahazo famerenana( ref : le Mauricien du 28/08/09, Scoop du 30/O8/09, le Jir 03/09 /09) . Avy eo dia nizara sehatra t@ Marius Fenoamby tao @ Café de la gare ST Pierre , ary izao aho dia manomana fampisehoana lehibe @ Zoma miaraka @ Fenoamby ao Etang Salé . Fandalovana io ataoko ao Paris io , mbola hiverina miaraka @ mpitendry aho ao aoriana fa sava ranon'ando aloha dia izaho irery no ho avy . Koa @ 18 septembre ary no fotoana e!
    Tiana tsy mahafoy anareo mpakafy!

    RépondreSupprimer
  5. est ce qu'il y a un numéro de tel pour que e puisse reserver pour qq pers!??
    Rojovola@orange.fr

    RépondreSupprimer
  6. Afaka manoratra amin'ny contact@radiovazogasy.com ianao e

    Mirary soa e

    RépondreSupprimer
  7. raikitra ndray zany fa dia aza ilaozanao zany za eee

    RépondreSupprimer
  8. mirary fahombiazana foana e , Lyd's

    RépondreSupprimer
  9. Miarahaba
    Dia ahoana izany izahay aty @ sisiny eh!? Tena mila miakatra any kapitaly foana ve vao mba mahita artistes eh!? inona no tokony hatao? fa vonona @ organisation izahay! Efa ho ela izay tena maina mihitsy eto Colmar. Bref mitady contact

    RépondreSupprimer
  10. Mazotoa manàla azy daholo e!!
    milay zany e!!!
    bonne ambiance e!!!

    RépondreSupprimer
  11. Ho antsika any Colmar, manorata amin'ny contact@radiovazogasy.com fa betsaka ny hetsika azo atao e

    RépondreSupprimer

Laissez votre message ici.